2 Mpanjaka 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary ny vahoaka sisa+ tao an-tanàna, sy ireo nitsoaka mba hitolo-batana tamin’ny mpanjakan’i Babylona, ary ny olona sisa tavela, dia nentin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka, ka nataony sesitany.+
11 Ary ny vahoaka sisa+ tao an-tanàna, sy ireo nitsoaka mba hitolo-batana tamin’ny mpanjakan’i Babylona, ary ny olona sisa tavela, dia nentin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka, ka nataony sesitany.+