30 Ary tamin’ny taona fahatelo amby roapolo nanjakan’i Nebokadrezara, dia Jiosy dimy amby efapolo sy fitonjato no natao sesitany ka i Nebozaradana, lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka, no nanao sesitany azy ireo.+
Eninjato sy efatra arivo no fitambaran’izy rehetra.