Jeremia 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hanambara amin’izy ireo ny didim-pitsarako aho noho ny ratsy rehetra nataony.+ Nahafoy ahy mantsy izy ireo,+ ary nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa.+ Niankohoka teo anatrehan’ny asan’ny tanany+ koa izy ireo.’
16 Hanambara amin’izy ireo ny didim-pitsarako aho noho ny ratsy rehetra nataony.+ Nahafoy ahy mantsy izy ireo,+ ary nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa.+ Niankohoka teo anatrehan’ny asan’ny tanany+ koa izy ireo.’