FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 24:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Raha mahafoy an’i Jehovah+ ianareo ka manompo ny andriamanitry ny firenen-kafa,+ dia hiodina hamely anareo izy ka handringana anareo, rehefa avy nanisy soa anareo.”+

  • 2 Mpanjaka 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nahafoy ahy mantsy izy ireo ka nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa,+ mba hampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tanany rehetra.+ Ary nirehitra tamin’ity toerana ity ny fahatezerako ka tsy hovonoina.’”’+

  • 2 Tantara 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa raha miala+ amiko kosa ianareo, ka mahafoy ny lalàna+ sy didy+ nomeko anareo, ary mandeha manompo andriamani-kafa+ sy miankohoka eo anatrehan’ireny,+

  • Jeremia 17:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ho menatra izay rehetra mahafoy anao,+ ry Jehovah, fanantenan’ny Israely+ ô! Hosoratana eo amin’ny tany ny anaran’ireo mivadi-pinoana sy miala aminao,*+ noho izy ireo mahafoy an’i Jehovah, loharanon’ny rano velona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara