Jeremia 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hataoko lasa korontam-bato miavosa+ sy fonenan’ny alikadia i Jerosalema,+ ary ireo tanànan’i Joda kosa hataoko lasa aolo tsy misy mponina.+ Fitomaniana 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Indrisy! Mipetraka irery+ ankehitriny ilay tanàna be olona fahiny.+Nanjary toy ny vehivavy mpitondratena+ ilay tanàna izay be mponina teo amin’ireo firenena!+Manao asa an-terivozona+ ilay andriambavin’ireo faritany!
11 Hataoko lasa korontam-bato miavosa+ sy fonenan’ny alikadia i Jerosalema,+ ary ireo tanànan’i Joda kosa hataoko lasa aolo tsy misy mponina.+
1 Indrisy! Mipetraka irery+ ankehitriny ilay tanàna be olona fahiny.+Nanjary toy ny vehivavy mpitondratena+ ilay tanàna izay be mponina teo amin’ireo firenena!+Manao asa an-terivozona+ ilay andriambavin’ireo faritany!