2 Mpanjaka 23:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola nirehitra mafy foana tamin’ny Joda+ noho ny zava-drehetra mahatezitra izay nampahatezeran’i Manase azy.+ 2 Tantara 36:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nanao izay ratsy+ teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy, ary tsy mba nanetry tena+ teo anatrehan’i Jeremia+ mpaminany,+ izay niteny araka ny didin’i Jehovah. Daniela 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Anay ny henatra, Jehovah ô, anay sy ny mpanjakanay sy ny andriananay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.+
26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola nirehitra mafy foana tamin’ny Joda+ noho ny zava-drehetra mahatezitra izay nampahatezeran’i Manase azy.+
12 Nanao izay ratsy+ teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy, ary tsy mba nanetry tena+ teo anatrehan’i Jeremia+ mpaminany,+ izay niteny araka ny didin’i Jehovah.
8 “Anay ny henatra, Jehovah ô, anay sy ny mpanjakanay sy ny andriananay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.+