2 Mpanjaka 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Koa satria nahavita ireo zava-maharikoriko+ ireo i Manase+ mpanjakan’ny Joda, ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon’ny Amorita+ talohany, sady nampanota+ ny Joda tamin’ny alalan’ireo sampiny maharikoriko, 2 Mpanjaka 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 sy noho ny ran’olona tsy manan-tsiny+ nalatsany, ka nataony feno ran’olona tsy manan-tsiny i Jerosalema. Koa tsy nety namela heloka i Jehovah.+ Jeremia 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hataoko mangovitra ny fanjakana rehetra eto an-tany mahita an’izay hanjo azy,+ noho ny amin’i Manase zanak’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, sy noho izay nataony tao Jerosalema.+
11 “Koa satria nahavita ireo zava-maharikoriko+ ireo i Manase+ mpanjakan’ny Joda, ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon’ny Amorita+ talohany, sady nampanota+ ny Joda tamin’ny alalan’ireo sampiny maharikoriko,
4 sy noho ny ran’olona tsy manan-tsiny+ nalatsany, ka nataony feno ran’olona tsy manan-tsiny i Jerosalema. Koa tsy nety namela heloka i Jehovah.+
4 Hataoko mangovitra ny fanjakana rehetra eto an-tany mahita an’izay hanjo azy,+ noho ny amin’i Manase zanak’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, sy noho izay nataony tao Jerosalema.+