FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 30:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ary henon’ny vadiny izany nefa nangina fotsiny izy, dia midika izany fa tsy nandrara azy tsy hanao izany izy. Koa hanan-kery daholo ny voady rehetra nataon-dravehivavy, na izay voadiny hoe hifady zavatra.

  • Nomery 30:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa raha mangina fotsiny ny vadiny rehefa mandeha ny fotoana, dia mampanan-kery ny voady rehetra nataon-dravehivavy izy, na izay voadiny hoe hifady zavatra.+ Mampanan-kery izany ralehilahy, satria nangina fotsiny tamin’ny andro nandrenesany izany.

  • 2 Tantara 21:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely izy,+ dia tahaka ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba, satria ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny.+ Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara