FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary ho lasa korontam-bato miavosa ity trano ity,+ ka hidanàka izay rehetra mandalo eo,+ ary hisioka sy hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany sy trano ity?’+

  • Salamo 107:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary ny tany mahavokatra ho tanin-tsira,+

      Noho ny faharatsian’ny mponina eo.

  • Jeremia 25:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka higagan’ny olona. Ary ireo firenena ireo kosa hanompo ny mpanjakan’i Babylona fitopolo taona.”’+

  • Fitomaniana 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mitehaka maneso anao avokoa izay mandalo eny an-dalana.+

      Misioka+ sy mihivingivin-doha+ mandatsa an’i Jerosalema zanakavavy izy ireo, ka manao hoe:

      “Io ve ilay tanàna nolazaina fa ‘tonga lafatra amin’ny hatsaran-tarehy, sy fifaliana ho an’ny tany manontolo’?”+

  • Ezekiela 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘“Fa izay manana fo mifikitra amin’ny zava-maharikoriko sy ny zava-mahatsiravina fanaony kosa,+ dia hatsingeriko eo an-dohany ny nataony”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’”+

  • Ezekiela 33:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, rehefa ataoko lao tsy misy mponina ilay tany,+ noho ny zava-maharikoriko rehetra nataon’izy ireo.”’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara