FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Koa ho famantarana ho anao izao hanjo an’i Hofinia sy Finehasa zanakao roa lahy+ izao: Andro iray ihany no hahafatesan’izy roa lahy.+

  • 1 Samoela 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa mitranga aminao ireo famantarana+ ireo, dia ataovy izay azon’ny tananao atao,+ fa momba anao Andriamanitra.+

  • 2 Mpanjaka 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy i Isaia: “Izao no famantarana+ avy amin’i Jehovah hahalalanao fa hotanterahin’i Jehovah ny teniny: Hiroso zanatohatra folo ve ny aloka, sa hihemotra zanatohatra folo?”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara