FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 14:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Midradradradrà, ry vavahady ô! Miantsoantsoa, ry tanàna ô! Ho kivy ny ao aminao rehetra, ry Filistia! Fa misy setroka tamy avy any avaratra, ary tsy misy miala an-daharana ny miaramilany na iray aza.”+

  • Jeremia 25:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ny hafa firenena rehetra, sy ny mpanjaka rehetran’i Oza,+ sy ny mpanjaka rehetran’ny Filistinina+ sy Askelona+ sy Gaza+ sy Ekrona+ ary izay sisa ao Asdoda;+

  • Amosa 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Haringako ny mponina ao Asdoda+ sy ny mpitana ny tehim-panjakana ao Askelona.+ Ary hamely an’i Ekrona+ ny tanako,+ ka ho ripaka izay sisa amin’ny Filistinina”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’

  • Zefania 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Lozan’ny mponina amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita!+ Manameloka anareo ny tenin’i Jehovah. Ry Kanana, tanin’ny Filistinina ô, horavako koa ianao, mba tsy hisy mponina intsony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara