FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 83:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hoy izy ireo: “Andao hofoanantsika tanteraka ny fireneny,+

      Mba tsy hotsarovana intsony ny anarana hoe Israely.”+

  • Isaia 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa i Damaskosy no lohan’i Syria, ary i Rezina no lohan’i Damaskosy. Rehefa afaka dimy amby enimpolo taona monja, dia ho rava tsy ho firenena intsony i Efraima.+

  • Jeremia 30:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Fa momba anao aho mba hamonjy anao”,+ hoy i Jehovah, “fa haringako kosa ny firenena rehetra nanaparitahako anao.+ Ianao anefa tsy mba haringako.+ Hahitsiko araka ny antonony ihany anefa ianao, satria tsy havelako ho afa-maina fa hosaziko ihany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara