Joba 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manana fo hendry mantsy izy, ary tena mahery.+Koa iza no hikiry hanohitra azy ka ho afa-maina?+ Ohabolana 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny fireharehana mialoha ny fahalavoana,+ ary ny fieboeboana mialoha ny fianjerana.+ Jeremia 48:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Efa renay ny fireharehan’i Moaba,+ ny fanamboniany tena, ny fireharehany, ny fizahozahoany, ary ny avonavon’ny fony. Mizahozaho tokoa izy.”+
29 “Efa renay ny fireharehan’i Moaba,+ ny fanamboniany tena, ny fireharehany, ny fizahozahoany, ary ny avonavon’ny fony. Mizahozaho tokoa izy.”+