-
Deoteronomia 4:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tandremo koa sao ianao miandrandra ny lanitra ka mahita ny masoandro sy ny volana ary ny kintana, dia izay rehetra eny amin’ny lanitra, ka voataona hiankohoka eo anatrehan’ireny sy hanompo azy.+ Nataon’i Jehovah Andriamanitrao ho anjaran’ny firenen-drehetra ambanin’ny lanitra manontolo+ mantsy ireny.
-
-
Jeremia 19:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia hanjary haloto sahala amin’i Tofeta ireo trano ao Jerosalema sy ny tranon’ireo mpanjakan’ny Joda.+ Eny, haloto ny trano rehetra izay nanolorana fanatitra teny an-tampony, izany hoe nanolorana setroka ho sorona ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra,+ sady nandrarahana fanatitra zava-pisotro ho an’andriamani-kafa.’”+
-