FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 34:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Valo+ taona i Josia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika amby telopolo taona no nanjakany tany Jerosalema.+

  • Jeremia 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Efa hatramin’ny taona fahatelo ambin’ny folo nanjakan’i Josia+ zanak’i Amona, mpanjakan’ny Joda, ka mandraka androany, eny, tao anatin’izay telo amby roapolo taona izay, dia tonga tamiko ny tenin’i Jehovah, ary niteny taminareo foana aho, ka nifoha maraina mba hiteny taminareo, nefa tsy nihaino ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara