10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nanao hoe: ‘Efa nanota izahay,+ fa nafoinay i Jehovah mba hanompoanay an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Koa afaho+ eo an-tanan’ny fahavalonay izahay mba hanompoanay anao.’
2 “Nisy niantso izy,+ nefa arakaraka ny niantsoana azy no vao mainka nialany teo amin’ireo niantso azy.+ Ho an’ny sarin’i Bala no nanaovany sorona,+ ary ho an’ny sary sokitra no nanolorany setroka ho sorona.+