Jeremia 49:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Izao no nolazain’i Jehovah momba ny taranak’i Amona:+ “Tsy manan-janaka angaha ny Israely, sa tsy manana mpandova? Koa nahoana no nalain’i Malkama+ ny tanin’i Gada,+ ka ny mpivavaka aminy no mipetraka ao amin’ireo tanànan’ny Israely?”+ Ezekiela 25:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, mitodiha any amin’ny taranak’i Amona, ary maminania ny amin’ny loza hanjo azy.+
49 Izao no nolazain’i Jehovah momba ny taranak’i Amona:+ “Tsy manan-janaka angaha ny Israely, sa tsy manana mpandova? Koa nahoana no nalain’i Malkama+ ny tanin’i Gada,+ ka ny mpivavaka aminy no mipetraka ao amin’ireo tanànan’ny Israely?”+