Ohabolana 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay manesoeso ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy.+ Tsy ho afa-maina fa ho voasazy izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa.+ Ohabolana 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mifaly raha lavo ny fahavalonao, ary aoka tsy ho ravoravo ny fonao raha solafaka izy,+ Ezekiela 26:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, noho ny nilazan’i Tyro+ momba an’i Jerosalema+ hoe: ‘Tsara ho azy izay! Rava izy!+ Nirodana ilay vavahadin’ny firenena!+ Mba anjarako amin’izay izao ka hanam-be aho, satria efa rava izy’,+ Ezekiela 35:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, mitodiha+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ ka maminania ny amin’ny loza hanjo azy.+ Ezekiela 35:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia tsy maintsy ho fantatrao fa izaho Jehovah no nandre ny teny fanivaivana rehetra nolazainao momba ny tendrombohitr’i Israely+ hoe: “Rava ny tanin-dry zareo! Nomena antsika ireo, ka hanina ho antsika!”+
5 Izay manesoeso ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy.+ Tsy ho afa-maina fa ho voasazy izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa.+
2 “Ry zanak’olona, noho ny nilazan’i Tyro+ momba an’i Jerosalema+ hoe: ‘Tsara ho azy izay! Rava izy!+ Nirodana ilay vavahadin’ny firenena!+ Mba anjarako amin’izay izao ka hanam-be aho, satria efa rava izy’,+
2 “Ry zanak’olona, mitodiha+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ ka maminania ny amin’ny loza hanjo azy.+
12 Dia tsy maintsy ho fantatrao fa izaho Jehovah no nandre ny teny fanivaivana rehetra nolazainao momba ny tendrombohitr’i Israely+ hoe: “Rava ny tanin-dry zareo! Nomena antsika ireo, ka hanina ho antsika!”+