12 Ary tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahadimy, izany hoe tamin’ny taona fahasivy ambin’ny folo nanjakan’i Nebokadrezara+ mpanjakan’i Babylona, dia niditra tao Jerosalema i Nebozaradana+ lehiben’ny mpiaro ny mpanjakan’i Babylona, izay nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka.