Jeremia 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hanambara amin’izy ireo ny didim-pitsarako aho noho ny ratsy rehetra nataony.+ Nahafoy ahy mantsy izy ireo,+ ary nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa.+ Niankohoka teo anatrehan’ny asan’ny tanany+ koa izy ireo.’ Jeremia 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Zava-dratsy roa mantsy no nataon’ny oloko: Nahafoy ahy+ izay loharanon’ny rano velona+ izy, ary nihady lavaka fanangonan-drano ho an’ny tenany, nefa lavaka misy triatra sy tsy mahatana rano.’
16 Hanambara amin’izy ireo ny didim-pitsarako aho noho ny ratsy rehetra nataony.+ Nahafoy ahy mantsy izy ireo,+ ary nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa.+ Niankohoka teo anatrehan’ny asan’ny tanany+ koa izy ireo.’
13 ‘Zava-dratsy roa mantsy no nataon’ny oloko: Nahafoy ahy+ izay loharanon’ny rano velona+ izy, ary nihady lavaka fanangonan-drano ho an’ny tenany, nefa lavaka misy triatra sy tsy mahatana rano.’