14 Hataoko lasan’ny fahavalonao ireny, ka hoentiny any amin’ny tany tsy fantatrao.+ Fa nirehitra ny afom-pahatezerako,+ eny, nirehitra handoro anareo!”
4 Ary nafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Koa hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao.+ Tezitra aho ka narehitra toy ny afo ianareo,+ ary hirehitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izany afo izany.”