FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Jeremia 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely,+ amin’izany andro izany, ka hiara-mivoaka+ avy ao amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razanareo.+

  • Jeremia 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hitsinjo azy ireo ny masoko,+ ary hampodiko eto amin’ity tany ity izy ireo,+ ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+

  • Jeremia 30:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa “ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanangonako ireo oloko babo, dia ny Israely sy Joda”,+ hoy i Jehovah. “Hampodiko ao amin’ilay tany nomeko ny razany izy ireo, ka ho lasany indray ny taniny.”’”+

  • Jeremia 32:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 ‘Hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy izy ireo. Tezitra sy vinitra ary nisafoaka+ tokoa aho rehefa nanaparitaka azy. Hampodiko eto amin’ity toerana ity ihany anefa izy ireo, ka hataoko monina tsy manana ahiahy.+

  • Amosa 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hampodiko ny Israely oloko izay babo.+ Dia hanorina ny tanàna rava izy ireo ka honina ao.+ Ary hanao tanimboaloboka izy ka hisotro ny divay avy aminy, sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra avy aminy.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara