Ohabolana 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+ Isaia 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+ Samy tia mandray kolikoly+ izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+ Tsy omeny rariny ny kamboty ray, ary tsy raisiny akory ny fitorian’ny mpitondratena.+ Jeremia 5:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Toy ny tranom-borona feno vorona, dia feno fitaka koa ny tranony.+ Koa nanjary olona ambony sy manankarena izy ireo,+ Jakoba 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.
20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+
23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+ Samy tia mandray kolikoly+ izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+ Tsy omeny rariny ny kamboty ray, ary tsy raisiny akory ny fitorian’ny mpitondratena.+
27 Toy ny tranom-borona feno vorona, dia feno fitaka koa ny tranony.+ Koa nanjary olona ambony sy manankarena izy ireo,+
4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.