Salamo 137:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nangataka anay hihira ireo mpamabo+Sy mpaneso anay mba hifalifaliany,+ ka hoy izy ireo:“Anaovy hiran’i Ziona+ izahay.” Ohabolana 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mifaly raha lavo ny fahavalonao, ary aoka tsy ho ravoravo ny fonao raha solafaka izy,+ Fitomaniana 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manoka-bava hamelezana anao avokoa ny fahavalonao.+Misioka izy ireo ary mihidy vazana,+ ka milaza hoe: “Harapatsika izy.+Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika.+ Azontsika e! Hitantsika e!”+
3 Nangataka anay hihira ireo mpamabo+Sy mpaneso anay mba hifalifaliany,+ ka hoy izy ireo:“Anaovy hiran’i Ziona+ izahay.”
16 Manoka-bava hamelezana anao avokoa ny fahavalonao.+Misioka izy ireo ary mihidy vazana,+ ka milaza hoe: “Harapatsika izy.+Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika.+ Azontsika e! Hitantsika e!”+