FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nonina tao Sitima+ ny Israely. Dia nanomboka nanao firaisana tamin’ny zanakavavin’i Moaba ny olona.+

  • Deoteronomia 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary rehefa nasain’i Jehovah niala tao Kadesi-barnea+ ianareo ka nataony hoe: ‘Miakara ka alaivo ho fanananareo ilay tany izay homeko anareo!’, dia nikomy tsy nanaraka ny baikon’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo,+ ary tsy nino+ azy na nihaino ny feony.+

  • 1 Mpanjaka 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa hoy izy tamin’ilay lehilahin’Andriamanitra avy any Joda: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Satria nikomy+ tsy nanaraka ny baikon’i Jehovah ianao, ary tsy nitandrina ny didy nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara