Deoteronomia 29:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hitanareo ny zava-maharikoriko notompoin’izy ireo sy ny sampy maharikoriko+ izay tany aminy, dia vato aman-kazo sy volafotsy ary volamena— 1 Mpanjaka 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nanao zavatra tena nahatsiravina i Ahaba, tamin’izy nanaraka ny sampy maharikoriko,+ tsy nisy hafa tamin’ny nataon’ny Amorita, izay noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.’”+ Ezekiela 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy ihany aho taminy: ‘Samia ianareo manary ny zava-maharikoriko nandrandrainareo,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampy maharikorikon’i Ejipta.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’+
17 Ary hitanareo ny zava-maharikoriko notompoin’izy ireo sy ny sampy maharikoriko+ izay tany aminy, dia vato aman-kazo sy volafotsy ary volamena—
26 Ary nanao zavatra tena nahatsiravina i Ahaba, tamin’izy nanaraka ny sampy maharikoriko,+ tsy nisy hafa tamin’ny nataon’ny Amorita, izay noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.’”+
7 Dia hoy ihany aho taminy: ‘Samia ianareo manary ny zava-maharikoriko nandrandrainareo,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampy maharikorikon’i Ejipta.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’+