Jeremia 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hiady aminareo aho+ ka haninjitra ny tanako sy hampiasa ny sandriko mahery, ary ho tezitra sy ho vinitra ary hisafoaka aminareo.+ Ezekiela 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa hanampatra ny fahatezerako aho.+ Tsy hiantra azy ireo ny masoko, ary tsy hangoraka azy ireo aho.+ Dia hitalaho mafy eo an-tsofiko tokoa izy ireo, fa tsy hihaino azy aho.”+
5 Hiady aminareo aho+ ka haninjitra ny tanako sy hampiasa ny sandriko mahery, ary ho tezitra sy ho vinitra ary hisafoaka aminareo.+
18 Koa hanampatra ny fahatezerako aho.+ Tsy hiantra azy ireo ny masoko, ary tsy hangoraka azy ireo aho.+ Dia hitalaho mafy eo an-tsofiko tokoa izy ireo, fa tsy hihaino azy aho.”+