FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+

      Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+

      Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+

      Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+

  • Jeremia 21:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 hataoko ampamoaka koa ianareo,+ araka ny vokatry ny nataonareo’,+ hoy i Jehovah. ‘Handrehitra afo handoroana ny alany aho,+ ka ho levon’ny afo ny zava-drehetra manodidina azy.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara