Eksodosy 22:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Raha toa ianao mampisambo-bola ny oloko ory izay miara-monina aminao,+ dia aza manao toy ny mpanjana-bola. Aza mangataka zanabola aminy.+ Deoteronomia 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Aza maka tombony amin’ny rahalahinao+ rehefa mampisambotra vola na sakafo+ na zavatra hafa mety ho azo akana tombony.
25 “Raha toa ianao mampisambo-bola ny oloko ory izay miara-monina aminao,+ dia aza manao toy ny mpanjana-bola. Aza mangataka zanabola aminy.+
19 “Aza maka tombony amin’ny rahalahinao+ rehefa mampisambotra vola na sakafo+ na zavatra hafa mety ho azo akana tombony.