2 “Raha misy olona* manota, izany hoe tsy mendri-pitokisana eo anatrehan’i Jehovah,+ ka mamitaka+ ny namany momba ny zavatra nampiandraiketina azy na napetraka tany aminy+ na nangalariny, na koa manambaka ny namany,+
9 Mangalatra+ sy mamono olona+ sy manitsakitsa-bady+ sy mianiana lainga+ ianareo, ary manolotra setroka ho sorona ho an’i Bala+ sy manaraka andriamani-kafa tsy fantatrareo.+
12 Ry taranak’i Davida+ ô, izao no nolazain’i Jehovah: “Aoka ho didim-pitsarana ara-drariny foana no havoakanareo+ isa-maraina,+ ary afaho eo an-tanan’izay nanambaka azy ilay nambakaina,+ sao hirehitra toy ny afo ny fahatezerako+ ka hiredareda nefa tsy hisy hamono.+ Ratsy mantsy ny nataonareo.”’
2 Mitsiriritra saha izy, ka maka izany an-keriny,+ ary mitsiriritra trano koa ka maka izany. Manambaka lehilahy tomady mbamin’ny ankohonany izy,+ eny, manambaka lehilahy ka maka ny lovany.+