Eksodosy 23:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ary aza ampahorina ny mpivahiny,+ fa fantatrareo tsara izay tsapan’ny mpivahiny, satria ianareo efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany.+
9 “Ary aza ampahorina ny mpivahiny,+ fa fantatrareo tsara izay tsapan’ny mpivahiny, satria ianareo efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany.+