FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+

  • Jeremia 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Masina teo anatrehan’i Jehovah ny Israely+ tamin’izany, sady voaloham-bokatra ho Azy.”’+ ‘Meloka izay olona nandrapaka ny Israely,+ ka loza no nanjo an’ireny’, hoy i Jehovah.”+

  • Ezekiela 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Nandalo teo akaikinao indray aho ka nahita anao. Efa tonga ny fotoana nitsirian’ny fitiavanao+ tamin’izay. Dia novelariko handrakotra anao ny akanjoko,+ ka norakofako ny fitanjahanao. Nianiana taminao aho ka nanao fifanekena taminao’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘ary lasako ianao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara