FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary hanohitra azy ireo aho.+ Nivoaka avy tao anaty afo izy ireo, nefa ho levon’ny afo ihany.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah, rehefa hanohitra azy ireo aho.’”+

  • Ezekiela 20:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Koa izao lazaina amin’ny ala any atsimo: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah. Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Handrehitra afo eo aminareo aho,+ ka ho levon’izany ny hazo rehetra mbola maitso sy ny hazo maina rehetra eo aminareo.+ Tsy hovonoina izany afo midedadeda izany,+ ka ho main’izy io daholo ny tarehy* rehetra, hatrany atsimo ka hatrany avaratra.+

  • Apokalypsy 18:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Noho izany, dia ho tonga ao anatin’ny iray andro monja ny loza+ hanjo azy, dia fahafatesana sy alahelo ary mosary. Ary hodorana tanteraka amin’ny afo+ izy, satria mahery i Jehovah Andriamanitra,+ izay nitsara azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara