Levitikosy 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary izaho kosa hanameloka* azy ka haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy,+ satria nisy natolony ho an’i Moleka ny taranany, mba handotoany ny toerako masina+ sy hanazimbazimbany ny anarako masina.+ Jeremia 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Heverinareo ho lava-bato fieren-jiolahy+ angaha ity trano niantsoana ny anarako+ ity? Efa hitako koa izany”, hoy i Jehovah.+
3 Ary izaho kosa hanameloka* azy ka haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy,+ satria nisy natolony ho an’i Moleka ny taranany, mba handotoany ny toerako masina+ sy hanazimbazimbany ny anarako masina.+
11 Heverinareo ho lava-bato fieren-jiolahy+ angaha ity trano niantsoana ny anarako+ ity? Efa hitako koa izany”, hoy i Jehovah.+