Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona. Ezekiela 23:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nanitsakitsa-bady+ mantsy izy roa vavy, ary misy ra eo amin’ny tanany.+ Nanitsakitsa-bady izy rehefa nanompo an’ireo sampiny maharikoriko.+ Tsy vitan’izany fa nodorany tao anaty afo ho sakafon’ireny sampy ireny koa ny zanany naterany tamiko.+
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.
37 Nanitsakitsa-bady+ mantsy izy roa vavy, ary misy ra eo amin’ny tanany.+ Nanitsakitsa-bady izy rehefa nanompo an’ireo sampiny maharikoriko.+ Tsy vitan’izany fa nodorany tao anaty afo ho sakafon’ireny sampy ireny koa ny zanany naterany tamiko.+