FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 21:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary be dia be ny ran’olona tsy manan-tsiny nalatsak’i Manase,+ ka nofenoiny ra i Jerosalema. Izany dia ankoatra ny fahotana izay nataony sy nampanotany ny Joda, ka nahatonga ny Joda hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah.+

  • Ezekiela 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Ianao dia tanàna mandatsaka ny ran’ny+ olona ao aminao, mandra-pahatongan’ny fotoana hamaliana anao!+ Nanamboatra sampy maharikoriko tao aminao ianao mba hampahaloto anao.+

  • Mika 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ripaka tanteraka ny olona tsy mivadika ka tsy misy intsony eto an-tany, ary tsy misy olo-marina eo amin’ny olombelona.+ Miafina mba handatsa-dra izy rehetra.+ Ary samy mihaza ny rahalahiny izy ireo ka mamelatra fandrika harato eo anoloany.+

  • Matio 23:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Amin’izay dia hanody anareo ny ran’ny olo-marina rehetra nalatsaka teto ambonin’ny tany,+ nanomboka tamin’ny ran’i Abela+ olo-marina+ ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny toerana masina sy ny alitara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara