33 “‘Aza mandoto ny tany onenanareo. Mandoto ny tany mantsy ny ra.+ Ary tsy misy fandrakofam-pahotana ho an’ny tany raha misy ra nalatsaka teo aminy, afa-tsy ny ran’izay nandatsaka izany ihany.+
3 Fa mihosin-dra ny felatananareo,+ ary feno fahadisoana ny rantsantananareo. Miteny lainga+ ny molotrareo, ary mingonongonona tsy fahamarinana ny lelanareo.+