Salamo 74:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nodorany koa ny toeranao masina,+Ary nozimbazimbainy ny tranolay mitondra ny anaranao ka natsipiny tamin’ny tany.+ Salamo 79:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 79 Nidiran’ireo firenena ny lovanao, Andriamanitra ô!+Nolotoiny ny tempolinao masina,+Ary nataony korontam-bato miavosa i Jerosalema.+ Jeremia 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa hataoko sahala amin’i Silo+ ity trano niantsoana ny anarako ity,+ na dia itokisanareo aza.+ Ary hataoko toy izany koa ity toerana nomeko anareo sy ny razanareo ity. Fitomaniana 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Naninjitra ny tanany haka ny zava-tsarobidiny rehetra ireo fahavalo.+Nahita firenena niditra tao amin’ny toerany masina izy,+Nefa ianao efa nandidy hoe tsy mahazo miditra eo amin’ny fiangonanao ireny. Fitomaniana 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nafoin’i Jehovah ny alitarany.+ Nolaviny ny toerany masina.+Natolony teo an-tanan’ireo fahavalo ny mandan’ny tilikambo fonenana.+Nihorakoraka toy ny amin’ny andro fety izy ireo, tao an-tranon’i Jehovah.+ Ezekiela 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy ihany Andriamanitra tamin’izy ireo: “Lotoy ilay trano, ary fenoy faty ny tokotany.+ Mandehana!” Dia lasa ireo ka namely an’izay tao an-tanàna.
7 Nodorany koa ny toeranao masina,+Ary nozimbazimbainy ny tranolay mitondra ny anaranao ka natsipiny tamin’ny tany.+
79 Nidiran’ireo firenena ny lovanao, Andriamanitra ô!+Nolotoiny ny tempolinao masina,+Ary nataony korontam-bato miavosa i Jerosalema.+
14 Koa hataoko sahala amin’i Silo+ ity trano niantsoana ny anarako ity,+ na dia itokisanareo aza.+ Ary hataoko toy izany koa ity toerana nomeko anareo sy ny razanareo ity.
10 Naninjitra ny tanany haka ny zava-tsarobidiny rehetra ireo fahavalo.+Nahita firenena niditra tao amin’ny toerany masina izy,+Nefa ianao efa nandidy hoe tsy mahazo miditra eo amin’ny fiangonanao ireny.
7 Nafoin’i Jehovah ny alitarany.+ Nolaviny ny toerany masina.+Natolony teo an-tanan’ireo fahavalo ny mandan’ny tilikambo fonenana.+Nihorakoraka toy ny amin’ny andro fety izy ireo, tao an-tranon’i Jehovah.+
7 Hoy ihany Andriamanitra tamin’izy ireo: “Lotoy ilay trano, ary fenoy faty ny tokotany.+ Mandehana!” Dia lasa ireo ka namely an’izay tao an-tanàna.