-
2 Tantara 36:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa nentin’Andriamanitra niakatra namely azy ireo ny mpanjakan’ny Kaldeanina,+ izay namono ny zatovon’izy ireo tamin’ny sabatra+ tao amin’ny toerana masina.+ Tsy nisy nananany antra, na ny tovolahy na ny virjiny, na ny antitra na ny osa.+ Natolotr’Andriamanitra teo an-tanany daholo ny zava-drehetra.
-
-
Jeremia 6:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Mirehitra ato anatiko ny fahatezeran’i Jehovah, ary sasatry ny mitana izany aho.”+
“Aoka ianao hanampatra ny fahatezeranao amin’ny ankizy eny an-dalambe,+ sy amin’ny andiana tovolahy mpinamana akaiky. Fa samy ho tratran’izany daholo na ny lehilahy na ny vadiny, na ny lahiantitra na ny efa ela niainana.+
-