FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa mihainoa,+ ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay.+ Atsingereno eo an-dohan’ireo ny latsa+ ataony aminay, ka ataovy izay hahavoaroba azy sy hahalasa azy ho babo any an-tanin’olona.

  • Joba 31:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha nifaly aho satria fongotra izay mankahala ahy,+

      Na nibitaka satria tra-doza izy...

  • Ohabolana 24:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Aza mifaly raha lavo ny fahavalonao, ary aoka tsy ho ravoravo ny fonao raha solafaka izy,+

  • Obadia 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Tsy tokony ho finaritra nitazana ianao, tamin’ny andro nahitan’ny rahalahinao fahavoazana.+ Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda.+ Ary tsy tokony ho be vava ianao, tamin’ny andro fahoriany.

  • Zefania 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Efa reko ny fandatsan’i Moaba+ sy ny fanevatevan’ny taranak’i Amona,+ izay nandatsany ny oloko sy nireharehany hamely ny faritanin’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara