FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 18:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ka nahatonga ny taniny higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo ka hihivingivin-doha.+

  • Jeremia 19:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary hataoko izay hahatonga an’ity tanàna ity higagam-bahoaka sy hampisioka olona.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo, ka hisioka noho ny loza rehetra nanjo azy.+

  • Apokalypsy 18:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Ny mpivaro-mandeha+ izay nivarotra an’ireny ka tonga mpanankarena noho ny aminy, dia hijoro lavidavitra satria matahotra sao hiara-mijaly aminy, ka hitomany sy halahelo,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara