FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 32:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny oloko hipetraka ao amin’ny fonenana anjakan’ny fiadanana, sy ao amin’ny toerana tsy ananana ahiahy tanteraka, ary ao amin’ny toeram-pialan-tsasatra tsy misy manelingelina.+

  • Ezekiela 38:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ka hiteny hoe: “Hiakatra hamely an’ilay tany misy tanàna tsy mimanda aho,+ ary hankany amin’ireo olona mandry feizay sy monina tsy amin’ahiahy, dia izay rehetra monina ao amin’ny tanàna tsy misy manda+ na bara hidiny na vavahady.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara