Jeremia 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Ho fatin’ny aretina ireny,+ ary tsy hitomaniana+ na halevina,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.+ Ho ripaky ny sabatra sy ny mosary ireny,+ ary ny fatiny ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia.’+ Jeremia 25:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary hiampatrampatra hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ny voavonon’i Jehovah,+ amin’izany andro izany. Tsy hitomaniana na hangonina na halevina ireny,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.’+
4 ‘Ho fatin’ny aretina ireny,+ ary tsy hitomaniana+ na halevina,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.+ Ho ripaky ny sabatra sy ny mosary ireny,+ ary ny fatiny ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia.’+
33 Ary hiampatrampatra hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ny voavonon’i Jehovah,+ amin’izany andro izany. Tsy hitomaniana na hangonina na halevina ireny,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.’+