FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha ny marina anefa, dia izao no mbola namelako anao ho velona:+ Mba hampisehoana aminao ny heriko sy mba hanambarana ny anarako eran-tany.+

  • Isaia 14:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Oadray! Nianjera avy any an-danitra+ angaha izato ianao, ry ilay mamirapiratra, zanaky ny maraina! Voakapa hianjera amin’ny tany ianao,+ ry ilay nandresy an’ireo firenena!+

  • Jeremia 50:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Hifanandrina aminao aho,+ Rafireharehana+ ô”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika sady Tompo Fara Tampony,+ “fa ho tonga tokoa ny andronao, dia ny fotoana hifantohako aminao.

  • Ezekiela 28:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “‘“Nirehareha ny fonao noho ny hatsaran-tarehinao.+ Nosimbanao ny fahendrenao, noho ny voninahitrao mamirapiratra.+ Hatsipiko eny amin’ny tany ianao.+ Hataoko eo anatrehan’ny mpanjaka maro ianao, mba ho hitan’ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara