Isaia 34:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hiara-midina amin’ireny ny ombidia,+ ary ny vantotr’ombilahy hiaraka amin’ireo matanjaka.+ Ho vonton-dra ny tanin’izy ireo, ary ny vovo-taniny ho feno menaky ny tavy.”+ Jeremia 50:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Aripaho daholo ny vantotr’ombilahiny.+ Aoka ireny hidina hovonoina!+ Idiran-doza ireny fa tonga ny androny, dia ny fotoana hifantohana aminy!+
7 Hiara-midina amin’ireny ny ombidia,+ ary ny vantotr’ombilahy hiaraka amin’ireo matanjaka.+ Ho vonton-dra ny tanin’izy ireo, ary ny vovo-taniny ho feno menaky ny tavy.”+
27 Aripaho daholo ny vantotr’ombilahiny.+ Aoka ireny hidina hovonoina!+ Idiran-doza ireny fa tonga ny androny, dia ny fotoana hifantohana aminy!+