Salamo 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela. Jeremia 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary homeko fo mahalala ahy izy ireo+ mba hahafantarany hoe izaho no Jehovah. Dia ho oloko izy ireo+ ary izaho ho Andriamaniny, satria hiverina amiko amin’ny fony manontolo izy ireo.+
16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela.
7 Ary homeko fo mahalala ahy izy ireo+ mba hahafantarany hoe izaho no Jehovah. Dia ho oloko izy ireo+ ary izaho ho Andriamaniny, satria hiverina amiko amin’ny fony manontolo izy ireo.+