FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Teo amin’ny lafiny ankavanan’ilay trano ny fidirana+ mankao amin’ny efitrefitra farany ambany. Ary tohatohatra miolikolika no iakarana mankao amin’ny efitrefitra antenatenany, sy avy ao antenatenany mankao amin’ny fahatelo.

  • Ezekiela 41:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nisy efitrefitra telo nifanao ambony sy ambany, ka nisy rihana roa. Ary nisy efitrefitra telopolo ny rihana tsirairay. Nitsofoka tao anaty rindrin’ilay trano ireo efitrefitra nanodidina azy, mba ho voatohana tsara. Tsy nisy zavatra nalentika anefa tao anaty rindrin-trano.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara