42 Ary nentin’ilay lehilahy nianavaratra+ aho mba hankao+ amin’ny tokotany ivelany. Dia nentiny teo amin’ny fitambaran-trano feno efitra fisakafoana+ aho. Teo anoloan’ilay faritra manasaraka+ sy teo anoloan’ilay tranobe no nisy an’ilay fitambaran-trano, teo avaratra.