-
Ezekiela 42:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia hoy ilay lehilahy tamiko: “Efitra masina fisakafoana ireo efitra fisakafoana eo avaratra sy ireo eo atsimo, izay eo anoloan’ny faritra manasaraka.+ Ao ireo mpisorona izay manatona+ an’i Jehovah no mihinana ny zavatra masina indrindra.+ Ao koa no fametrahany ny zavatra masina indrindra sy ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra noho ny heloka, satria masina io toerana io.+
-