Eksodosy 29:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “Izany no hataonao amin’i Arona sy ny zanany, araka izay rehetra nandidiako anao.+ Hataonao mandritra ny fito andro izany fanomezam-pahefana azy ireo ho mpisorona izany.+
35 “Izany no hataonao amin’i Arona sy ny zanany, araka izay rehetra nandidiako anao.+ Hataonao mandritra ny fito andro izany fanomezam-pahefana azy ireo ho mpisorona izany.+